Song parody of

Helo

by Kemyrah

Here's where you get creative! Use our cool song parody creator to make a totally new musical idea and lyrics for the Helo song by Kemyrah.

Simply click on any word to get rhyming words suggestion to use instead of the original ones. You may also remove or alter entire lines if needed — when you're done save your work and share it with our community — have fun!

  • English (English)
  • Français (French)
  • Español (Spanish)

Tapahako ny tongony, avoakako ny lelany Tsy avelako ho faty aleo aloha atao mijaly lerako ny antsy ny elakela-peany Apatoriko mitsilany, de ataoko miondrikondrika Felapelahako amin'ny tany, Fatorako amin'ny vy raha vao mitady hitoditodika Fampijalina tsisy fihafarany no miandry an-tena aty Satria tena tamin'ny teny an-tany mpamitaka lehilahy Fahazaran-tena mintsy le milaza hoe zah tena tia Naditra be tena tamin'izany fa aty voamay tsy afa-bela Avia aloha mitodika, de engaho ny fe Ataovy tsara fa izany anisan'ny zavatra hainao teny ambony tany Salope loatra ianao 'zao aty amin'ny afo be Zao tena aty zao mijaly, io ny rano mangotraka no avelako isasany Efa zatra nampirafy, efa zatra nampijaly Sigarany aty vy mamay, ny toakany aty zao no lasa amany Vava efa zatra misokatra be, tsy maintsy ho lerako am bois rond Tarak'i Eva mpamitaka lehilahy, ny vatanao mintsy no nataonao brouillon Tsy avelako, tsy avelako, tsy avelako mihintsy Anah ianao io sy ny vatanao Za tena za tena za tsy mitsiky Afo ny kilalao sao tsy fantanao Tongasoa aty amin'ny Helo Fijaliana sy fikotroha-nify ny aty Tongasoa aty amin'ny Helo Aza be taraina fa fijaliana aty Nomena safidy hanao ny tsara ny zanak'olombelona Naleonareo nanaonao ny ratsy ny mitsinjo ny ampitso Diso be kay ilay hoe rehefa maty tonga lasa lavenona Izao ialahy tsy maintsy very anatin'ny aizim-pito Tongasoa aty amin'ny Helo, tongasoa aty amin'ny tena paradisa Aty ny fanjakan'ny bitch, fafinaretana tsy votanisa Fohy 'lo ny moly, sotroy 'lo ny toaka Tsisy bedy izany fa aty fiainan-demony Rehefa lany ny tige iray, lany ny roa vera ho avy zah angoaka vavony Tsisy ataoko afa-bela, ataoko may ny lela, vava mpiteny ratsy tatahako amin'ny lame Tanana sy tongotra omeko ny mamba, tsy avelako hilefa ohatrany tamin'ialahy ni'sam Zatra nangalatra, zatra nanolana, tsy nanaiky ialahy raha tsy maty ny zanak'olona Aty ny asidra no solon'ny vato tokony azera amin'ialahy satria ialahy fakon'onola Aiza le filahina tsy mahatombon-tsiraka, ilay miditra amin'izay chatte mibanaka Avoay tao ho tetehina tsikelikel Tsy avela ho lany ny aina na de efa lanaka Naleon'ialahy tsy nanaraka ny ana-dray aman-dreny Nleon'ialahy nisafidy ny ho be famaliana Aty tsisy teny mamy fa ompa reny, Zay baikiko no ekena, mandohlika ialahy tsy misy fanamina Aiza ialahy izay mafy be eo, angaha hoe tsisy hatahorako akoatra ny maty Zao tapitra ny ainla tsis fampindrapo, zao ndray lah no toa tsy mahatanty Tadidio fa ny fijalian'ialahy tamin'ny mbola teny an-tany ampitomboana ho arivo Tsisy ota hoe kely na be, mitovy ny mangalatra ariary folo sy arivo Tongasoa aty amin'ny Helo Fijaliana sy fikotroha-nify ny aty Tongasoa aty amin'ny Helo Aza be taraina fa fijaliana aty Nomena safidy hanao ny tsara ny zanak'olombelona Naleonareo nanaonao ny ratsy ny mitsinjo ny ampitso Diso be kay ilay hoe rehefa maty tonga lasa lavenona Izao ialahy tsy maintsy very anatin'ny aizim-pito

Done creating your parody?

Don't keep it to yourself! Save it now so you can share it with the rest of the world!

Watch the song video

Helo

6,206
76     3

Browse Lyrics.com

Quiz

Are you a music master?

»
In Dolly Parton‘s hit song — who was the real Jolene?
A A young fan who came on stage for her autograph
B Her best friend from high-school
C A red-headed bank clerk who flirted with her husband
D Her sister

Free, no signup required:

Add to Chrome

Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

Free, no signup required:

Add to Firefox

Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

Kemyrah tracks

On Radio Right Now

Loading...

Powered by OnRad.io


Think you know music? Test your MusicIQ here!