Song parody of

Unsaved

by Nanté98

Here's where you get creative! Use our cool song parody creator to make a totally new musical idea and lyrics for the Unsaved song by Nanté98.

Simply click on any word to get rhyming words suggestion to use instead of the original ones. You may also remove or alter entire lines if needed — when you're done save your work and share it with our community — have fun!

  • English (English)
  • Français (French)
  • Español (Spanish)

Big drip big Channel Marary fo fa feno tsiky eny amin'ny tarehy Mahatsiaro irery anaty vip anaty carré nefa full squad Te ho vonona amin'ny zavatra tsy ampoiziko aho Feno mangamanga ato anaty paosiko ato nefa zaho tsy faly zany Mila mihaotra foana satria zay no fahazarana Lay ''tiako enao'' nivadika hoe ''ndao hisaraka'' Tsy mila love zaho fa mila anaty fahazavana Zaho tsy pirate dia fxck zay tsy tia ahy Piako izy ohatran'ny lohatenin'ny raki-kirany Tsy tia hijanona eto aho satria eto pire nefa tsy hitako zay aleha Very anatina spirale Tia hiaina Des-pi aho fa vao mihetsika dia ''Tairo mba asio sary lty ral'' Reraka aho indraindray antsoin'ny olona Fa aiko zaho no nisafidy ny hamoaka fati-kira any Mila maty vao mi kill Misy lalana tsy vitan'dia tongotra sy kiraro Ny antsika roa tsy quoi na tsisy fitiavana Zaho koa tsy dia liana moula cash izao no tadiaviko Anatin'ny alahelo na fifaliana aho tsy manjavona Mila fetsy zaho mitady an'izay mety amiko Ny hafa mbola variana amin'ny endrika sy hamanjàna Ny ahy mety foana zay omen'ny Tompo ho anjarako Te ho faly amizay omena ahy na kely Tsy mitaraina miaina na dia reraka ary Misy very akama Misy anarana maro anaty ferapara Misy laozan'ny reny niteraka azy Rehefa sambatra aho mahatsiaro diso Satria haiko bobaka no tsia eny amin'ny toeran-kafa Nefa aho tsy afaka hampifaly anay mianakavy Tsy zaho irery no diso fa zaho irery no nifona Satria zaho tsy tia ho fxckboy yeah Ranomaso raraka amin'ny tarehany Tsy nitady marina aho nitady famelana Maromaro zay no niavaka amin'ny carrière-any Zaho tsy miova na flop na Carré Na mi battre aho na hita anaty Carrera Indraindray fotsiny aho mitsiky anaty caméra Akoatr'izay anaty masque ny tarehiko Indraindray mila miova aho Varina loatra miady amin'ny ora aho Nefa tsy hatory aho raha tsy vitako Ny miala amin'izay olana sy orana Rehefa faly ialahy mialà na afeno Anaty gangshxt izay nxgga mahafehy azy Raha tsy God tsisy hanasitrana ny fery

Done creating your parody?

Don't keep it to yourself! Save it now so you can share it with the rest of the world!

Browse Lyrics.com

Quiz

Are you a music master?

»
Who wrote a number of songs for their debut album about love and break ups?
A John Legend
B Olivia Rodrigo
C Ava Max
D Anne Marie

Free, no signup required:

Add to Chrome

Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

Free, no signup required:

Add to Firefox

Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

Nanté98 tracks

On Radio Right Now

Loading...

Powered by OnRad.io


Think you know music? Test your MusicIQ here!