Raoby Mainty

Osme

0 fans

Osme

OSME May Refer To. Ornithological Society of the Middle East Orissa School of Mining Engineering, Keonjhar more »


3:13

 Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer

Tsy nahasaky
Natory
Mihitsy aho
Halina
Tontolo

Ny dobo kelin
Andriamanitro
Nosesefako
Kafe
Tsy hikimpy

Ny telefonina
Teny an-tanako
Nokarohiko azy
Eraky ny rindri-manga

Ka tsy haiko tsinona
Izay anarany
Tsy sahiko natonina izy
Tsy sahiko naontaniana
Hoe

Iza ny anaranao
Ry mamonjely miraoby mainty
Mivadika ny atidohako
Ongotako ho anao ny foko

Dia angaha tsy loza fa
Tampoka teo
mena mitsitapitapy
Ny baterian'ny telefoniko
Ny jiro koa tapaka

Raha azoko natao
Naka mpanao hosodoko aho
Hitsoboka ao an-dohako
Handravaka ny
Tontolo
Kopahin'ny raobiny

Raha azoko natao
Asoloko raoby mainty ny rahona
Asoloko ny masony ny masoandro

Raha azoko natao
Mitafy ny raobiny aho
Mifehiloha ny raobiny aho
Sady bitsibitsihiko izy
Hoe

Iza ny anaranao
Ry mamonjely miraoby mainty
Mivadika ny atidohako
Ongotako ho anao ny foko

Eo mba ambarao amiko
Ry mamonjely miraoby mainty

 Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer

Written by: Anjoanina Ramaroson

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Raoby Mainty Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Raoby Mainty Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 2 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/11725596/Osme/Raoby+Mainty>.

    Missing lyrics by Osme?

    Know any other songs by Osme? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    "Is this love...? That I'm..." (complete the missing lyrics)
    A Feeling
    B Dreaming
    C Leaving
    D Believing

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Osme tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!