Tatatata Aoriana

Papa Loosta

0 fans

Papa Loosta


2:58
#1

 Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer

Oyoy oyoy yoy
Oyoy oyoy yoy
Mitatatata aorina
Dia mody hidiko gana
Mody hidiko hoe mangina
Mody hidiko mihanahana
Tsikotsiko ro tena hainy
Tsy mba misy hanazavana
Be doika amboa maty
Tsy mba hino raha hitantaraina
Oyoy oyoy yoy
Oyoy oyoy yoy
Oyoy oyoy yoy
Oyoy oyoy yoy
Oyoy oyoy yoyoh
Hahetseho ny kabesa
Oyoy oyoy yoyoh
Hahodino ny malesa
Oyoy oyoy yoyoh
Hahetseho ny kabesa
Oyoy oyoy yoyoh
Hahodino ny malesa
Taiza Señorita taiza ela tsy hita?
Angamba tany ampita?
Efa manambady ve
Sa mbola manao sipa?
Hendry sa maditra?
Princesse sa efa miasa?
Mbola mirevy gasy ve?
Sa efa tsy maintsy hoe vazah?
Tena hoe manao raha jerena
amin'ny pozinao
Dimbaka dia dimbaka hoy aho
Izany fiteninao
Mandeha ve sa mijanona?
Sa tokampo milamina?
Dal be amin'ny pi
Sa anaty marijyana?
Oh le valy e! oh ry zama
Baby gyal e! ho ento ny akama
Isika ny any e! hiara hisaoma
Tsy misy miala eo mandramaraina
Oh le valy e! oh ry zama
Baby gyal e! ho ento ny akama
Isika ny any e! hiara hisaoma
Tsy misy miala eo mandramaraina
Mitatatata aorina
Dia mody hidiko gana
Mody hidiko hoe mangina
Mody hidiko mihanahana
Tsikotsiko ro tena hainy
Tsy mba misy hanazavana
Be doika amboa maty
Tsy mba hino raha hitantaraina
Oyoy oyoy yoy
Hahetseho ny kabesa
Oyoy oyoy yoy
Hahodino ny malesa
Oyoy oyoy yoy
Hahetseho ny kabesa
Oyoy oyoy yoy
Hahodino ny malesa
Oh ry mouchacha sao dia maratra
Tsy atao be ny vava, tediavo ny parata
Efa metimety ve sa miasa asabata?
Efa mipaozy matotra
Sa mbola be be kata?
Molimoaka sa reel?
Tabawaks sa ville?
Efa fake sa d'origine?
Mitsosa trano sa bibil?
Aleoko tsy misefaka
Fa mody mitapy ny kill
Ity ny Reggaeton ambon'ny Drill real
Oh le valy e! oh ry zama
Baby gyal e! ho ento ny akama
Isika ny any e! hiara hisaoma
Tsy misy miala eto mandramaraina
Oh le valy e! oh ry zama
Baby gyal e! ho ento ny akama
Isika ny any e! hiara hisaoma
Tsy misy miala eo mandramaraina
Mitatatata aorina
Dia mody hidiko gana
Mody hidiko hoe mangina
Mody hidiko mihanahana
Tsikotsiko ro tena hainy
Tsy mba misy hanazavana
Be doika amboa maty
Tsy mba hino raha hitantaraina
Oyoy oyoy yoy
Hahetseho ny kabesa
Oyoy oyoy yoy
Hahodino ny malesa
Oyoy oyoy yoy
Hahetseho ny kabesa
Oyoy oyoy yoy
Hahodino ny malesa
Oyoy oyoy yoyoh
Oyoy oyoy yoyoh
Oyoy oyoy yoyoh
Oyoy oyoy yoyoh
Oh le valy e! oh ry zama
Baby gyal e! ho ento ny akama
Isika ny any e! hiara hisaoma
Tsy misy miala eo mandramaraina

 Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer

Written by: Tahiry Nasolo

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Tatatata Aoriana Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Tatatata Aoriana Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 21 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/12065448/Papa+Loosta/Tatatata+Aoriana>.

    Missing lyrics by Papa Loosta?

    Know any other songs by Papa Loosta? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    Who is the best-selling rapper in history?
    A Drake
    B Eminem
    C Tupac
    D Kanye West

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Papa Loosta tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!