Selebon
Kizl VoayGang
Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!
Selebon Mandeha ny mandeha, yeah Selebon Mandeha ny mandeha, yeah Selebon Mandeha ny mandeha, yeah Selebon Mandeha ny mandeha, yeah Za tsy hainy fa tiany ho tsaraina amin'ny zavatra tsy hainy Tsy hainy Fa mandeha Maraina, hariva, mamay ny ady, mahalasa saina Fa zay Fa mandeha Mbo kindnava Hoe za ho rendrika... ny teny tsy marary Ny toetra tsy mendrika, le tsy hita amin'ny sary Ny adva manenjika, manonga tsara Ny ahy ny fanahy hendry fa ny fanondro adala Tsy anatin sera aho vo tsy dasol niara nanidina Mifampiantso hoe frera sady mifanompa amin kindinavana Tsy zavadehibe ny vava misokatra fa misy sofina ny rindrina Tsiambaratelo fa kopy daholo ny pokona manodidina Mbo kindnava Ny fiainana amle mamely mafy Ny fiainana amle mamely mafy Efa ela no tiko ho lemana, efa ela no tiko hisaveraka Ze kajinao rehetra tsy aferako Asio anle mafaty anatin verako Hiandrasako ny nofy ratsy rehetra ho tanteraka Selebon Mandeha ny mandeha, yeah Selebon Mandeha ny mandeha, yeah Selebon Mandeha ny mandeha, yeah Selebon Mandeha ny mandeha, yeah Za tsy hainy fa tiany ho tsaraina amin'ny zavatra tsy hainy Tsy hainy Fa mandeha Maraina, hariva, mamay ny ady, mahalasa saina Fa zay Fa mandeha
The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"Selebon Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 30 Apr. 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/12696692/Kizl+VoayGang/Selebon>.
Discuss the Selebon Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In