Alavitra

Papa Loosta

0 fans

Papa Loosta


4:42
#1

 The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com

Malahelo mitagny
Lasa vinany
Tanaty fanahy tsy nisy kara izany
Ilay hasambarako iny loso alavitra any
9 arivo kilometatra ny elanelantany
Izaho matoky anao
Ianao mankatia izaho
Ilay fitia voakasa tsy ataoko kilalao
Mivavaka isan'andro
Vao miposaka ny masoandro
Tsapako
fantako
Marary koay ny aiko
Ata mafaika be
Tsy maintsy ho zakaiko tsy ho zaraiko
Fa ho ho ahy irery ihany sy ho anao
Tiako tena tiako
Tianay
Isika roa iray
Ary ho mandrakizay
Raha jala ny fitia
Efa izaho roho mpagnarivo
Raha oviana ranomasina
Ho lasa marivo?
Handehanako tongotra
Makany aminao
Hoporofoiko jiaby
Ilay fitiavako anao
Manantena foana
Manantena hatrany
Safke anao avao
Roho hanafaona ny tomany
Tsy ho ritra sy lany
Yeehheehhhh
Ditra efa natao ka tsy hay leferina
Fitia nendesinao ka tsara haterina
Mahadomelina mahadizina tsy hay toherina.
Fa masika toa tsy tagna
Toa Rasoherina
Ao ampoko ao ilay anaranao
Isan'andro vakizao
Mieritreritra anao
Tsy andriko intsony
Ny hahitana anao
Kanefa
Alavitra aaah
Ao ampoko ao ilay anaranao
Isan'andro vakizao
Mieritreritra anao
Tsy andriko intsony
Ny hahitana anao
Kanefa
Alavitra aaah
Ouohh ouoooh
Ouohh ouoooh
Ouohh ouoooh
Ouohhh ououohhhh
Ouohh ouoooh
Ouohh ouoooh
Ouohhh ououohhhh
Ouohhh ououohhhh
Efa tapak'evitra ny tsy hiverindalana
Ho ravaiko sy hokapaiko
Izay mety ho sakana
Ataoko akory moa
Ny tsy hieritreritra anao
Ilay hendrika sariaka
Toa tsy mety mankalao
Ilay sarinao mitoetra andohampandriana
Mampidongizina mihanahana
Mieritreritra mangina
Mankafia maminavina
Ireo dia aoriana
Tsy ampafirin'ny an'ny hafa
Niezahana tsy tafa
Mampandratra yeeh
Ilay tanjoko koay ho tafa
Fa maratra
Hummmm
Mitamberina ato antsaiko ireo niarahana
Efa zatra nisy anao ny tanana ankavanana
Ianao no antsoiko hoe niny
Rehefa misento ny fo
Ianao no antsoiko hoe Iaba
Fa nipoirako ihany koa
Tarapahazavana
Tena misy hafanana
aaaah aaah aaah ahhh
Ianao no antsoiko hoe zoky
Fa tsy manampaharoa
tsy mba tiako ho zandry
Fa mandreraka ny loha
Ny vatanao no tsy eo
Fa ny fanahy anilako iany
Manarina ny saiko
Rehefa misy ny alahelo
Tsy maintsy hozakaiko
Raha izay ilay hoe anjara
Raha tsy misy fijaliana
Tsy matsiro ny tantara
Aza manadino
Fa ny sarinao mitoetra
Veloma hono ianao
Hoy ny akama rehetra
Ao ampoko ao ilay anaranao
Isan'andro vakizao
Mieritreritra anao
Tsy andriko intsony
Ny hahitana anao
Kanefa
Alavitra aaah
Ao ampoko ao ilay anaranao
Isan'andro vakizao
Mieritreritra anao
Tsy andriko intsony
Ny hahitana anao
Kanefa
Alavitra aaah
Ao ampoko ao ilay anaranao
Isan'andro vakizao
Mieritreritra anao
Tsy andriko intsony
Ny hahitana anao
Kanefa
Alavitra aaah
Ao ampoko ao ilay anaranao
Isan'andro vakizao
Mieritreritra anao
Tsy andriko intsony
Ny hahitana anao
Kanefa
Alavitra aaah
Ouohh ouoooh
Ouohh ouoooh
Ouohh ouoooh
Ouohhh ououohhhh
Ouohh ouoooh
Ouohh ouoooh
Ouohhh ououohhhh
Ouohhh ououohhhh
Ouohh ouoooh
Ouohh ouoooh
Ouohh ouoooh
Ouohhh ououohhhh
Ouohh ouoooh
Ouohh ouoooh
Ouohhh ououohhhh
Ouohhh ououohhhh

 Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer

Written by: Tahiry Nasolo

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Alavitra Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Alavitra Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 30 Apr. 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/12826151/Papa+Loosta/Alavitra>.

    Missing lyrics by Papa Loosta?

    Know any other songs by Papa Loosta? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    "Yesterday" by the Beatles is the most-covered song ever recorded; which performer has NOT covered it?
    A Boyz II Men
    B Nina Simone
    C Ray Charles
    D Aretha Franklin

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Papa Loosta tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!