Nilaozanao
Js_twins
The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com
Tena maina ny tontolo Rehefa zatra tsy eo anilanao Ilay ranomanitrao iny Ahatsiarovako anao baby Mangaina ny tontolo Rehefa tsy eo ianao akaiky eo Foko ty nilaozanao Foana aho raha ts'isy anao Ny zava-drehetra Tsy nasiako fetra Fitia tsy hanam-petra No atolotro anao Ny zava-drehetra Tsy nasiako fetra Fitia tsy hanam-petra No atolotro anao Dia navelanao nangina Irery teo tokoa aho Omaly nefa ianao nilaza Lasanao tontolo aho Fa tsy hainao fa tsy hahita Olona hanome Fitiavana mamy ho anao, Rehetra ho anao Ny zava-drehetra Tsy nasiako fetra Fitia tsy hanam-petra No atolotro anao Ny zava-drehetra Tsy nasiako fetra Fitia tsy hanam-petra No atolotro anao
Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!
Written by: Alain RAVAOJANAHARY, Malala RAVAOJANAHARY
Lyrics © O/B/O DistroKid
Lyrics Licensed & Provided by LyricFind
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"Nilaozanao Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 6 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/13029304/Js_twins/Nilaozanao>.
Discuss the Nilaozanao Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In