Tsy rava

Js_twins

0 fans

Js_twins


3:47
#1

 Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!

Ianao no tena mamy e
Izaho efa anao ihany e
Iafiako, ny adalanao ry aiko, tiako
Ianao tiako na dia tsy matotra aza ianao
Ianao manome ny mamy e
Na dia adin-tsaina ho ahy ianao
Ianao ilay nahatoy izao ahy e
Ianao manome ny mamy e
Na dia adin-tsaina ho ahy ianao
Ianao miezaka ny hiova e
Anao namako o,
Anao namako e
Fa ankoatra anao izaho tsy manana e
Miaraka aminao
Izaho manana
Fitiavana ts'isy handrava anie
Fiainako ianao
Fitiavako anao efa ianao
Ianao foana anie no namako e
Tsy avelako ianao
Anamparako fitia,
Anamboarako ny ho avy e
Firifiry ny hiady e (ho avy e)
Alaiko anao e (tsy rava e)
Firy ny handrava ny antsika
Firifiry ny hiala e(ho avy e)
Alaiko anao e (tsy rava e)
Firy ny handrava ny antsika
Anao namako o,
Anao namako e
Fa ankoatranao izaho tsy manana e
Miaraka aminao
Izaho manana
Fitiavana ts'isy handrava anie
Anao e, o namako o
Anao e, izaho manana anao
Anao e, o namako o
Anao e, tsy manana aho ankoatra anao
Anao e, o namako o
Anao e, izaho manana anao
Anao e, o namako o
Anao e, tsy manana aho
Anao namako o,
Anao namako e
Fa ankoatranao izaho tsy manana e
Miaraka aminao
Izaho manana
Fitiavana ts'isy handrava anie
Anao namako o
Izaho manana anao
Anao namako o
Tsy manana aho ankoatra anao
Namako o
Izaho manana anao
Anao namako o
Tsy manana aho ankoatra anao
Fitiavana nomeko anao
Ambarao
Tsy rava

 Struggling with Tsy rava? Become a better singer in 30 days with these videos!

Written by: Alain RAVAOJANAHARY, Malala RAVAOJANAHARY

Lyrics © O/B/O DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Tsy rava Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Tsy rava Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 27 Apr. 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/13029306/Js_twins/Tsy+rava>.

    Missing lyrics by Js_twins?

    Know any other songs by Js_twins? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    Blinded by the light.....
    A Revved up like a deuce
    B Rolled up like a douche
    C Rode up in a Duze
    D Wrapped up with a deuce

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Js_twins tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!