Izy Irery
Samoela
Struggling with Izy Irery? Become a better singer in 30 days with these videos!
Izy irery nge sisa no teo Ny ambiny efa lasa fa leo Izy irery ihany sisa tavela Ny hafa efa dila efa ela Izy irery ihany hatram'izao Mbola miandry sy mahatoky anao Izy irery ihany tsy mety miova Mbola mino fa hiverina ny rova Izy irery nge sisa no eto Efa nirodana, no sady marefo Izy irery sisa mamisavisa 'Lay kôzinao, ilay hoe paradisa Efa tsy manja izy, rarany sisa Efa resy izy, resin'ny adrisa Izy irery ihany no mbola manantena Hoe mbola hiova ilay nivadika horera Niandry anao izy eh! Nitady anao izy eh! Nanantena, vola sy harena, avy aminao Nihevitra azy ho mpandresy izy eh! Nihevitra azy hoe fetsy izy eh! Nefa ianao, efa nahazo vaovao Sasatra teo izy eh! Niahaka teo izy eh! Nilaozanao Nokafarainao Nataonao lao... Nanantena ny tsy hita eh Sendra izay boto alika izy eh Tsara fika Nataony nahita Fa sipa mivika eh!
The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"Izy Irery Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 4 Jun 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/3416902/Samoela/Izy+Irery>.
Discuss the Izy Irery Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In