Trosa
Samoela
Struggling with Trosa? Become a better singer in 30 days with these videos!
Fa vao omaly, nisy nanontany Ahoana ihany no niafarany, ilay vola iny an! Voatery aho namaly, hoe tsy androany, fa raha misy kely ampio ihany Mbola tsy avotra ny marary Mivezivezy etsy sy eroa, miketoka ny aretin'andoha, mbola tsy ampy, mbola mila azafady Ny vidim-panafody tsy voaloa, midoboka tsy laitra ny fo, ny jirama Ny écolage, mifampitady, mbola miady an! Nefa ny trosa an! Ny trosa miavosa! Ny tena maty fosa! Bokan'ny trosa aho ry piso an! Matin'ny ompa aho ry piso Handalo eo koa hono ilay kala mpamosavy iny, hitaky vola Volan'inona... faillite ny vahoaka, ny serany tsy mipoaka, ny volany tsy mivoaka Maketsy, makery... mivavaka tsy ho lany lainga, miezaka mba tsy ho traingo Ny ankizy ato miandry an'i Papa, Rahampitso ilay andro malaza, mila jus sy gouter ndray ny zaza Sanatriavin'ny vava, tsy olona votsa no bokan'ny trosa Lay ngetroka be, tsara vam ireny no tena mpitrosa Firenena aza bokan'ny trosa Ny fanjakana isan'andro mitrosa Matoa tetik'asa tontosa Dia tsara sonia izay ny trosa
Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"Trosa Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 13 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/3416905/Samoela/Trosa>.
Discuss the Trosa Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In