Hall Of Fame
Ghettoven
Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer
Te anitsy anah Iza avy ny ao ary e Mila mailo elah fa za avy ao arina Ifanehatra ny vava avereno Zatra mlaza lainga vava fehezo Depart, Tiekar, bakar, milliards Tsy voahisa tsony nbillet fa mramala (Brrr) Tsy maplam tsaina mapalasa adala Variana am zava bita ny tanjoko ny ah efa nazava Vavan olona takona tsy nataoko anavandra Mental efa dur tsy ho ambakain reo mbola nandra Ny haters, mpialona, masaky mlatsaha banja Mlatsah banja mlatsah banja mlatsaha banja F'efa miandry ah f'efa miandry ah f'efa miandry ah Anaraka ny rythme sao taraiky eo Betsaka ny arnaque sao vo feinte eo Te anitsy anah Iza avy ny ao ary e Mila mailo elah fa za avy ao arina Ifanehatra ny vava avereno Zatra mlaza lainga vava fehezo Efa impiry ah zay no miteny, za tsy mitovy amlesany reo Tsy mifangaro am daba pako ah tsy mfangaro amna dindery Lemako am calibre elah refa vita ny fangalapiery Ny ah mamay am haut fourneaux Nenla atono am fatapera Chute Libre no iliquideko ny ennemi Aty dago tsy hollywood ,nefa be npaparazzi Aleoko libre am tany mahantra Toy izay andevo lah any ampita Ra tratrako izy maratra Ra tsy tratrako misy mpamita Niova ny fiainako hatramzay, za tsy mtovy am omaly Koboko fahatrana sy loto dia za tsy hiverina ho any Za tsy tambazana trophées nefa jere mpersa ihany International ntanjoko nenlesany mbola amban tany! (Stupid!)
Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"Hall Of Fame Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 6 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/5644530/Ghettoven/Hall+Of+Fame>.
Discuss the Hall Of Fame Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In