Voalohany

Nanté98

0 fans

Nanté98


2:40
19 
#1

 Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!

Tohizako ny lalako
Tsy mitodika any ariana aho
Tsy midongy hiverina aho na dia ariana ary
Ho hitantsika eo foana izay tsy real any aoriana any
Karma koa tsy misangy SO spvce
Tsy nividy likes aho zay vo mba ni perce
Zahay zao no avenir tsy midika zany akory hoe zahay
No fake rehefa tsisy boom bap anaty vibes
Fa tsisy boom bap anaty
Any anatin'ny haizina no hahitàko hazavàna
Androany koboko hoe ny toetra ratsy kay mbola azo ovaina
Aza vahaina aloa ny foko raha tsy rehefa mahazo aina
Hanao egotrip sa hiresaka ampisainana
Miseo mahay trap fa nandalo dia niserana
Andihizako ny prod satria izaho koa nge mi assuraka
Eny andàlana aho antsoiny
Tsisy ambara hafa tsy ''sura''
''Elah ve lay Nanté98, tairo lo asiana sary''
Asiako tsiky anaty sary dia mandeha aho
Fa aveo aho tonga saina fa tsy nisy tena
Izy ireny tsiky ireny na indray mandeha ary
Arovako ny saiko mba hampalasa ana fake
Za tsy manao vava raha tsy rehefa any anaty rap
Arovako ny foko mba tsy ho ataon'ny sipa fako
Za tsy manao vazo raha tsy peaceful track
Voalohany aho nirap fa tsy farany
Voalohany aho nandainga tamin'i mama fa tsy fantany
Voalohany aho niteny hoe ''tiako ianao'' fa tsy hay raoviana vao hifàrana
Raoviana vao hiafàra anaty fasana
Raoviana vao ho tratrako ny tanjona hasambarako
Tsapako ny foko mia midoboka dia tsapako otrzay koa ny haseporako
Voalohany aho nandatsa dranomaso satria tsapako hoe manery
Ana ny dingana efa zakako
Avelako ny lasako de lalako no zorako
Lalako no zorako
Mandeha mora aho miandry varavarana hisokatra
Koboko hoe natao ho ana ny rap tamin zaho voalohany nanambàra zay mba Fietsehampoko tany anaty soratra
Sarotra ny hiteny nety tsara aho tamin isika vao voalohany nisaraka
Any anatin'ny haizina no hahitako azavàna satria reo efa mitambatra
Voalohany aho ni rap fa tsy farany

 Struggling with Voalohany? Become a better singer in 30 days with these videos!

Written by: Nanté Andrianina

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Voalohany Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Voalohany Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 16 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/7991589/Nant%C3%A998/Voalohany>.

    Missing lyrics by Nanté98?

    Know any other songs by Nanté98? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    What is the theme song to the movie: Staying Alive?
    A Frank Stallone - Far from Over
    B Ray Parker Jr. - Ghostbusters
    C Eric Carmen - Hungry Eyes
    D Survivor - Eye of the Tiger

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Nanté98 tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!