R9
Spvce Chen
Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!
Vao mandray baolina, "joga bonito" ozizy ny kil Isaky ny 16 izahay toa mi-découpe Izy hono nitondra, izahay mahafehy drill Fa ohatran'ny bitch io ataonay mandoalika Ataonay misosa io rehefa ambony parquet Any ambadika, concu mangarika Efa ainao fa lasan'ny Fuego ny market Brésil, numéro neuf Androany aho ataovy oe El Fenomeno Ataonay mitsoraka io, feinte de peuf Izaho maka ny toeran'ny numero uno Miandry oe ho resy aho fa toa mbola tsisy foana Toa tsy makaiza na firy taona Isaky ny miditra triplet Balle de match oentinay mody foana Hafa mintsy efa ainao Hafa mintsy ny gang R-neuf mipetraka tsara Eo amin'ny lamosina ho itany fake Hafa mintsy efa ainao Hafa mintsy ny gang R-neuf mipetraka tsara Eo amin'ny lamosina ho itany fake Maillot floqué Nazario Vazonay gasy fa ambiance Rio Kobonay io fa tia En deux deux vazoko ataonio bio Vazonao éclaté fa pio any Mlay io hono fa tairo ampio any En face ireo manaratsy Fa stream anay io nefa ampiny iany Vao mivoaka izahay dia feno ny tanana Tamin'izany nefa niady rery tsisy ni-cala Anaty jeu tsy maintsy misy ny sanana Fa raha feat. kobonao fa misimisy ny karama Vao mi-dribble aho tsy vitsy ny canal R-neuf anaty jeu antsoy oe King-ny Shaman Ty ilay perfo tsy zakan'ny andaniny Dia hanjavona aho, veloma ianao omeko ny salam Hafa mintsy efa ainao Hafa mintsy oa io gang io Hafa mintsy nenay vo mipetraka Tode mandona be ohatran'ny beugueu Hafa mintsy efa ainao Hafa mintsy oa io gang io Hafa mintsy nenay vo mipetraka Tode mandona be ohatran'ny beugueu
Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"R9 Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 27 Apr. 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/8706463/Spvce+Chen/R9>.
Discuss the R9 Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In