Vavolombelon'ny nenina
Kemyrah
Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer
Tsarovy hatrany e, f'ianao io nge mandalo Amin'ity fiainana, jereo anie fa toa be fahavalo Ny haka ny eny am-pelatananao no masaka an-tsainy e Ny hoavinao simbasimbainy e, ny handrosoa ialahy toa malaina Very ialahy raha manao fahavalo ny fianarana Jereo ny akaman'ialahy rehetra tsy havanana Reny no arahin'ialahy etsy sy eroa... Ra zah ialahy ry zandry miheritreritra aloha Satria ialahy tsy hoe miaina indroa ann Aza avela hiteny na indray mandeha akory ny nenina Henoy hatrany anatry ny Ray aman-dreny sao hanenina Fadio ny mampijaly ny ao am-bovo Marina fa ialahy anie zatovo, ndehana aloha ny fianaran'ialahy aloha ratovy Zah anie hoy aho zoky mahalala ny tsara sy ny ratsy anie zandry Teneniko anlah tsy mitondra ho aiza ny sandry Raha tratran'ny fahavalo ialahy dia mampamangy Raisiny ny lohany dia alainy ny vangy Tadidio ialahy tsy tompon'ny ampitso, amin'ny fiainana ialahy mila mahalala diso Ny lalana safidio tsy ho any amin'ny kizo, tandremo fotsiny sao lasa Lemizo Haiko ialahy anie fa tanora te hanaraka ny rendrarendra Tadidio fa mandeha ny ora ny fiainana tsy sendrasendra Tadidio fa ny ataonao amin'izao ihany, no miandry anao any Izaho tsy te ho Vavolombelon'ny nenin'ialahy Tsy mahafaty ny manaja ny Ray aman-drenin'ialahy Ny ditra anie io mamy amin'izao ihany e, ny rano sy ny ala io tsy mety lany e Fa ny lalan'ialahy mizotra mankaiza, Izaho kosa tsy mino hoe ialahy no ratsy taiza Mbola mamy be aloha izao ny ditra Ny toaka, ny sôra sy ilay mingitrika mibosy Ny hagegena maro tsy voatanisa, mampanenina io rehefa tsy misy ny ao am-pôsy Mety hoe mamy be ilay fiarahanareo, dia satry foana ny tsy hisaraka Nefa resaka sipa lesy ry zandry tsy andaozana fianarana Ilaina ny mahita ny fahitan'ny tanora, Ny tsara sy ny ratsy ianao mila mahalala Amin'ny fahendrena ihany hoy aho ialahy no milona Tsy hoe hifoka moly aho dia avy eo lasa adala Ny akama eny, ny akama eny akama eny foana Tadidio fa vitsy azo atokisana Mbola ireny no manary an'ialahy fa ialahy aza miandry ny anjara sy vintana Zah miteny fa tsisy afa tsy ny cahier sy penina ihany no afaka ny hanavotra an'ialahy Amin'ity fiaianana feno sangodim-panina, manana ialahy lamina, mbola be ireo sahanina Tandremi ialahy tafiditra lalina Haiko ialahy anie fa tanora te hanaraka ny rendrarendra Tadidio fa mandeha ny ora ny fiainana tsy sendrasendra Tadidio fa ny ataonao amin'izao ihany, no miandry anao any Izaho tsy te ho Vavolombelon'ny nenin'ialahy Tsy mahafaty ny manaja ny Ray aman-drenin'ialahy Ny ditra anie io mamy amin'izao ihany e, ny rano sy ny ala io tsy mety lany e Fa ny lalan'ialahy mizotra mankaiza, Izaho kosa tsy mino hoe ialahy no ratsy taiza Tsy hoe zandry ialahy dia mila miteny ratsy Tsy hoe jiohilam-boto ialahy dia miavaka Tsisy tsara ankoatra ny hoe zaza hendry, tsis tsara ankoatra ny hoe mivavaka Aleo mampitomany Ray aman-dreny satria hoe tafita ny zanany Toa izay hampitomany an'izy ireny satria hoe rendrika daholo ny taranany
The easy, fast & fun way to learn how to sing: 30DaySinger.com
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"Vavolombelon'ny nenina Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 14 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/4490074/Kemyrah/Vavolombelon%27ny+nenina>.
Discuss the Vavolombelon'ny nenina Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In