Mona Lisa

Kizl VoayGang

0 fans

Kizl VoayGang


1:41

 Struggling with Mona Lisa? Become a better singer in 30 days with these videos!

Ozy ry voniny hoe manaova raha mahavita
F*ck enao, zay nanao de navita
Be ny te hanamaivana nefa mbola lavitra
Hitsikiko nandra otrn mona lisa
Na dia iza pory enao, na zanak'iza
Mbay pory ee
Aza mitantara film na mitantara ditra
Ny olombelona no ratsy fa tsy ny cannabis
Ny saina sy mason'ny kil tsy mba tsara mits
Fa ny ahy eto an-tany dia efa paradisa
Miaina amin'ny zava-misy
Fa lemana ze miahaka, indrisy
Tsy rarainnemaniko akotrn fianakams sy akama vitsy
Niaina ny mangidy
Fa tsy mody nanao mampalaelo aho ry nigga
Otrn mona lisa
Hitsikiko nandra ze fiheveranlisany
Ny mpankahala bobaka fa tsy manam-potoana aho anisana ny isany
Ny saiko ihany no atokisako satria ny sasany amin'ny andro sarotra tsy ho hitako
Fa mlay ny fiainana
Feno teny maloto mivoaka noho ny hafaliana
Tsy henoiko ny kozin'i rtazi, tsy kobony ny marina
Tsy miady varotra aho, tsy micomment, tsy miady ny rariny
Ry lelenreo tsy maintsy mikozy, tsy maintsy misy tsy hariny
Tsy mitatasika, avy niakapoka aho dia niarina
Tsy koboko ny fanontaniana sy valiny, fa poteko anatin mangina sy ny calme
Tsy kobo amin'ny tava ny fisainana ratsy noentin'ny alina
Mitady taratr'hazavana aho anaty paquets ana roa alina

 Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!

Written by: Kizl VoayGang

Lyrics © DistroKid

Lyrics Licensed & Provided by LyricFind

Discuss the Mona Lisa Lyrics with the community:

0 Comments

    Citation

    Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:

    Style:MLAChicagoAPA

    "Mona Lisa Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 30 Apr. 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/8830022/Kizl+VoayGang/Mona+Lisa>.

    Missing lyrics by Kizl VoayGang?

    Know any other songs by Kizl VoayGang? Don't keep it to yourself!

    Browse Lyrics.com

    Quiz

    Are you a music master?

    »
    Will.i.am is best known for performing with which hip hop group?
    A CunninLynguists
    B The Black Eyed Peas
    C N.W.A.
    D LMFAO

    Free, no signup required:

    Add to Chrome

    Get instant explanation for any lyrics that hits you anywhere on the web!

    Free, no signup required:

    Add to Firefox

    Get instant explanation for any acronym or abbreviation that hits you anywhere on the web!

    Kizl VoayGang tracks

    On Radio Right Now

    Loading...

    Powered by OnRad.io


    Think you know music? Test your MusicIQ here!

    Movies soundtrack

    Mona Lisa

    »