Mona Lisa
Kizl VoayGang
Watch: New Singing Lesson Videos Can Make Anyone A Great Singer
Ozy ry voniny hoe manaova raha mahavita F*ck enao, zay nanao de navita Be ny te hanamaivana nefa mbola lavitra Hitsikiko nandra otrn mona lisa Na dia iza pory enao, na zanak'iza Mbay pory ee Aza mitantara film na mitantara ditra Ny olombelona no ratsy fa tsy ny cannabis Ny saina sy mason'ny kil tsy mba tsara mits Fa ny ahy eto an-tany dia efa paradisa Miaina amin'ny zava-misy Fa lemana ze miahaka, indrisy Tsy rarainnemaniko akotrn fianakams sy akama vitsy Niaina ny mangidy Fa tsy mody nanao mampalaelo aho ry nigga Otrn mona lisa Hitsikiko nandra ze fiheveranlisany Ny mpankahala bobaka fa tsy manam-potoana aho anisana ny isany Ny saiko ihany no atokisako satria ny sasany amin'ny andro sarotra tsy ho hitako Fa mlay ny fiainana Feno teny maloto mivoaka noho ny hafaliana Tsy henoiko ny kozin'i rtazi, tsy kobony ny marina Tsy miady varotra aho, tsy micomment, tsy miady ny rariny Ry lelenreo tsy maintsy mikozy, tsy maintsy misy tsy hariny Tsy mitatasika, avy niakapoka aho dia niarina Tsy koboko ny fanontaniana sy valiny, fa poteko anatin mangina sy ny calme Tsy kobo amin'ny tava ny fisainana ratsy noentin'ny alina Mitady taratr'hazavana aho anaty paquets ana roa alina
Become A Better Singer In Only 30 Days, With Easy Video Lessons!
Citation
Use the citation below to add these lyrics to your bibliography:
Style:MLAChicagoAPA
"Mona Lisa Lyrics." Lyrics.com. STANDS4 LLC, 2024. Web. 21 May 2024. <https://www.lyrics.com/lyric-lf/8830022/Kizl+VoayGang/Mona+Lisa>.
Discuss the Mona Lisa Lyrics with the community:
Report Comment
We're doing our best to make sure our content is useful, accurate and safe.
If by any chance you spot an inappropriate comment while navigating through our website please use this form to let us know, and we'll take care of it shortly.
Attachment
You need to be logged in to favorite.
Log In